 |
Mama Bako
RAZAFIMAHAZO Julie
|
Ile Maurice 04 oktobra 2011
|
Famille RAZAFIMAHAZO Gilbert
Ambatomena-Alakamisy
|
Ho an’I Mama Bako,
Noho ny andro fitsingerenan’ny andro nahaterahanao
taminy 19
septambra 2011
A Antananarivo
Madagascar
dia faly miarahaba anao ny filoha
ANDRIANJAFY Farah filohan’ny fikambanana Rainizafimanga eto am-pita (ARF) sy ny fianakaviana rehetra.
Ny Tompo anie hampitombo ny fitiavana ao aminy tokantranonao ka hanome anao tombon’androm-pifaliana eo anivon’ny zanaka aman jafinao
Mametraka ny veloma finaritra izahay no maniry soa lalandava ho anao havanay.
Amin’ny anaran’ny Komitin’ ny ARF
RAHARISON RAJAOFETRA Chantal
Chantal RAHARISON-RAJAOFETRA
13, Impasse Lauret Inard
97430 Tampon
Ile de la REUNION
Tel 0 692 77 76 11
----- Original Message -----
From: Andree Ratovonony
To: animationARFGrp.com Sent: Sunday, October 02, 2011 11:12 PM
Subject: [ARF Animation] Fw: Tantine Bako souffle ses 86 bougies !!!
Comme le temps passe !
Très Bon & Heureux Anniversaire bien chère Maman Bako, pour vos 86 printemps !
Et, les mêmes souhaits Sincères & Chaleureux, avec toutes mes Félicitations, pour toi bien cher cousin Pat (Patrick Rakotoarison) pour ton 1/2 siècle !
"JE resterai le même jusqu'à votre viellesse, JE vous soutiendrai jusqu'au temps des cheveux blancs ; JE vous porterai comme JE me chargerai de vous et vous préserverai" (Isaïe 46, 3 et 4).
Bien ARFement vôtre.
Fafah
|